Ezra 6:3 - Baiboly Katolika
Tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Sirosa mpanjaka, dia izao no didy navoakan’i Sirosa mpanjaka: Ny tranon’Andriamanitra any Jerosalema, dia aoka haorina indray io trano io ho fitoerana fanaterana sorona, ary aoka hatao mafy ny fandatsaham-pototra. Ho enimpolo hakiho ny haavony, ary enimpolo hakiho koa ny sakany,
Jereo ny toko
Tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Kirosy dia namoaka didy izy hoe: Ny amin’ny tranon’Andriamanitra any Jerosalema, aoka hatao mihitsy izany ho fanoloran’ny olona fanatitra, aoka hatao mafy ny fanorenany ka ho enimpolo hakiho ny haavony ary enimpolo hakiho koa ny sakany,
Jereo ny toko
«Tamin’ny taona voalohany nanjakàn’ny amperôra Kirôsa, dia namoaka didy izy nanao hoe: Ny amin’ilay tranon’Andriamanitra dia aoka haorina indray izany mba hanoloran-tsorona, ka ny fototra taloha no hampiasaina. Ho telopolo metatra ny haavon’ny trano ary ho telopolo metatra koa ny sakany;
Jereo ny toko
«Tamin’ny taona voalohany nanjakàn’ny amperôra Kirôsa, dia namoaka didy izy nanao hoe: Ny amin’ilay tranon’Andriamanitra dia aoka haorina indray izany mba hanoloran-tsorona, ka ny fototra taloha no hampiasaina. Ho telopolo metatra ny haavon’ny trano ary ho telopolo metatra koa ny sakany;
Jereo ny toko
Tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Kyrosy dia nandidy izy nanao hoe: Ny amin’ny tranon’Andriamanitra any Jerosalema, dia aoka hatao mihitsy izany ho fanateran’ny olona fanatitra, ary aoka hatao mafy ny fanorenany, ka enim-polo hakiho ny hahavony, ary enim-polo hakiho koa ny sakany,
Jereo ny toko
Tamin'ny taona voalohany nanjakan'i Kyrosy dia nandidy izy nanao hoe: Ny amin'ny tranon'Andriamanitra any Jerosalema, dia aoka hatao mihitsy izany ho fanateran'ny olona fanatitra, ary aoka hatao mafy ny fanorenany, ka enim-polo hakiho ny hahavony, ary enim-polo hakiho koa ny sakany,
Jereo ny toko
Tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Kirosy dia namoaka didy izy hoe: Ny amin’ny tranon’Andriamanitra any Jerosalema, aoka hatao mihitsy izany ho fanoloran’ny olona fanatitra, aoka hatao mafy ny fanorenany ka ho enimpolo hakiho* ny haavony ary enimpolo hakiho koa ny sakany,
Jereo ny toko