Eksodosy 8:14 - Baiboly Katolika
Nanao toy izany tamin’ny fankatoavany ihany koa ny mpanao ody mba hahatonga moka, fa tsy nahavita izany izy. Mby eny amin’ny olona sy ny biby ny moka.
Jereo ny toko
Ary mba nanao toy izany tamin’ny sikidiny koa ny ombiasy mba hahatonga moka, kanjo tsy hainy. Teny amin’ny olona sy teny amin’ny biby fiompy ny moka.
Jereo ny toko
Mba nanao toy izany tamin’ny fitokavany koa ireo mpimasy handroaka ny moka, kanefa tsy nahomby, fa mbola nisy moka ihany teny amin’ny olona sy ny biby fiompy.
Jereo ny toko
Mba nanao toy izany tamin’ny fitokavany koa ireo mpimasy handroaka ny moka, kanefa tsy nahomby, fa mbola nisy moka ihany teny amin’ny olona sy ny biby fiompy.
Jereo ny toko
Ary mba nanao toy izany koa ny ombiasy tamin’ny fankatovany mba hahatonga moka, kanjo tsy nahay izy; ary ny moka dia teny amin’ny olona sy teny amin’ny biby fiompy.
Jereo ny toko
Ary mba nanao toy izany koa ny ombiasy tamin'ny fankatovany mba hahatonga moka, kanjo tsy nahay izy; ary ny moka dia teny amin'ny olona sy teny amin'ny biby fiompy.
Jereo ny toko
Ary mba nanao toy izany tamin’ny sikidiny koa ny ombiasy mba hahatonga moka, kanjo tsy hainy. Teny amin’ny olona sy teny amin’ny biby fiompy ny moka.
Jereo ny toko