Eksodosy 6:21 - Baiboly Katolika Zanaka lahin’Isaara: i Kôre, i Nefaga ary i Zekri. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary ny zanakalahin’i Jizara dia i Kora sy i Nefega ary i Zikry. DIEM PROTESTANTA Ny zanakalahin’i Jitsehara dia i Kôra sy i Nefega ary i Zikrỳ. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny zanakalahin’i Jitsehara dia i Kôra sy i Nefega ary i Zikrỳ. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny zanakalahin’i Jizara dia Kora sy Nafega ary Zikry. Malagasy Bible Ary ny zanakalahin'i Jizara dia Kora sy Nafega ary Zikry. La Bible en Malgache Ary ny zanakalahin’i Jizara dia i Kora sy i Nefega ary i Zikry. |
Ary teo anilany i Amasiasa zanak’i Zekri, izay nanokan-tena an-tsitrapo ho an’i Iaveh sy lehilahy mahery 200.000 niaraka taminy.
I Kôre, zanak’i Isaara, zanak’i Kaata, zanak’i Levỳ, miaraka amin’i Datàna sy i Abirôna, zanak’i Eliaba, ary i Hôna, zanak’i Feleta, izay zana-dRobena,
Nanoka-bava ny tany, ka nitelina azy ireo, dia izy mbamin’ny fianakaviany ary ny ankohonan’i Kôre rehetra sy ny fananany rehetra.