Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 6:22 - Baiboly Katolika

22 Zanaka lahin’i Oziela: i Misaely, i Elisafàna ary i Setrỳ.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Ny zanakalahin’i Oziela dia i Misaela sy i Elzafana ary i Sitirỳ.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

22 Ny zanakalahin’i Hoziela dia i Misaela sy i Elitsàfana ary i Sitrỳ.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Ny zanakalahin’i Hoziela dia i Misaela sy i Elitsàfana ary i Sitrỳ.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Ary ny zanakalahin’i Oziela dia Misaela sy Elzafana ary Sitry.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Ary ny zanakalahin'i Oziela dia Misaela sy Elzafana ary Sitry.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 Ny zanakalahin’i Oziela dia i Misaela sy i Elzafana ary i Sitirỳ.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 6:22
5 Rohy Ifampitohizana  

tamin’ny taranak’i Elisafàna: i Semeiàsa lehibe sy ny rahalahiny, 200;


tamin’ny taranak’i Elisafàna: i Samrỳ sy i Jahiela; tamin’ny taranak’i Asafa: i Zakariasa sy i Mataniasa;


Nanarakaraka azy dia i Baròka zanak’i Zakaì, no nanamboatra tamin-kavitrihana ny ilany anankiray, hatreo amin’ny zoro ka hatreo amin’ny varavaran’ny tranon’i Eliasiba, mpisorona lehibe.


Ary i Môizy niantso an’i Misaely sy Elisafôna, zanak’i Oziela, rahalahin-drain’i Aarôna, nilaza tamin’ireo hoe: «Manatòna ianareo ka ento ny rahalahinareo hanalavitra ny fitoerana masina any ivelan’ny toby.»


Ny filohan’ny foko iavian’ireo fianakavian’ny Kaatita, dia Elisafàna zanak’i Oziela.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra