Hanao fanaovam-panavotana amin’ny volamena madio ianao, roa hakiho sy sasany ny lavany, iray hakiho sy sasany ny sakany.
Eksodosy 39:35 - Baiboly Katolika ny fiaran’ny vavolombelona mbamin’ny baony sy ny fanaovam-panavotana, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny vatan’ny Vavolombelona sy ny baony ary ny rakotra fanaovam-panavotana, DIEM PROTESTANTA –ny Vatamasina misy ny raki-tsoratry ny fanekempihavanana, miaraka amin’ny baony sy ny sarony; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara –ny Vatamasina misy ny raki-tsoratry ny fanekempihavanana, miaraka amin’ny baony sy ny sarony; Baiboly Protestanta Malagasy ary ny fiaran’ny Vavolombelona sy ny baony ary ny rakotra fanaovam-panavotana, Malagasy Bible ary ny fiaran'ny Vavolombelona sy ny baony ary ny rakotra fanaovam-panavotana, La Bible en Malgache ny vatan’ny Vavolombelona sy ny baony ary ny rakotra fanaovam-panavotana, |
Hanao fanaovam-panavotana amin’ny volamena madio ianao, roa hakiho sy sasany ny lavany, iray hakiho sy sasany ny sakany.
ny firakotra hoditr’ondralahy misoka mena, ny firakotra hodi-dogaona, ny efitra lamba fisarahana,
Nisy Kerobim-boninahitra teo amboniny, izay nandrakotra ny fanaovam-panavotana tamin’ny alony. Fa tsy azo visavisaina eto avokoa ny andinidinik’izany
Ambaran’ny Fanahy Masina amin’izany fa tsy mbola naseho ny lalana mankany amin’ny fitoerana masina indrindra, raha mbola ao koa ny tranolay voalohany.