Handrendrika masom-bolamena efatra hatao aminy ianao, hapetaka amin’ny tongony efatra; ny masom-bolamena roa amin’ny lafiny iray, ny masom-bolamena roa amin’ny lafiny iray.
Eksodosy 39:16 - Baiboly Katolika Ary nanao randram-bolamena roa sy masom-bolamena roa izy, ka ny masom-bola roa dia natao tamin’ny tendrony roa amin’ny saron-tratra. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nataony koa ny randram-bolamena roa sy mason-drojo volamena roa; ny mason-drojo dia natao teo amin’ny zorony roa ambony amin’ny saron-tratra. DIEM PROTESTANTA nisy bokom-bolamena roa sy haba volamena roa namboarina ka napetaka teo amin’ny zorony roa ambony amin’ny saron-tratra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara nisy bokom-bolamena roa sy haba volamena roa namboarina ka napetaka teo amin’ny zorony roa ambony amin’ny saron-tratra. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nanao randram-bolamena roa sy vava volamena roa izy; ary ny vava vola dia nataony teo amin’ny zorony roa ambony amin’ny saron-tratra. Malagasy Bible Ary nanao randram-bolamena roa sy vava volamena roa izy; ary ny vava vola dia nataony teo amin'ny zorony roa ambony amin'ny saron-tratra. La Bible en Malgache Nataony koa ny randram-bolamena roa sy mason-drojo volamena roa; ny mason-drojo dia natao teo amin’ny zorony roa ambony amin’ny saron-tratra. |
Handrendrika masom-bolamena efatra hatao aminy ianao, hapetaka amin’ny tongony efatra; ny masom-bolamena roa amin’ny lafiny iray, ny masom-bolamena roa amin’ny lafiny iray.
Tahaka ny fikapa vato sarobidy sy fisikotra fanombohan-kase aminy, no ho fisikotrao ny anaran’ny zanak’i Israely amin’ireo vato roa ireo, ary hasianao randram-bolamena manodidina izy.
Teo amin’ny saron-tratra dia nasiana rojo madinika, volamena madio, voarandrana toy ny tady.
Natsofoka tamin’ny masom-bola roa ny tady volamena roa teo an-tendron’ny saron-tratra.