Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 25:12 - Baiboly Katolika

12 Handrendrika masom-bolamena efatra hatao aminy ianao, hapetaka amin’ny tongony efatra; ny masom-bolamena roa amin’ny lafiny iray, ny masom-bolamena roa amin’ny lafiny iray.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Ary mandrendreha mason-drojo volamena efatra hatao aminy ka ataovy eo amin’ny zorony efatra, koa mason-drojo volamena roa eo amin’ny lafiny iray ary mason-drojo volamena roa eo amin’ny lafiny iray hafa.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

12 Haba volamena efatra no hotefena ka haraikitra eo amin’ny zorony efatry ny Vatamasina, dia samy roa an-daniny avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Haba volamena efatra no hotefena ka haraikitra eo amin’ny zorony efatry ny Vatamasina, dia samy roa an-daniny avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Ary mandrendreha vava volamena efatra hatao aminy, ka ataovy eo amin’ny tongony efatra; dia vava volamena roa eo amin’ny lafiny iray, ary vava volamena roa eo amin’ny lafiny iray koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Ary mandrendreha vava volamena efatra hatao aminy, ka ataovy eo amin'ny tongony efatra; dia vava volamena roa eo amin'ny lafiny iray, ary vava volamena roa eo amin'ny lafiny iray koa.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Ary mandrendreha mason-drojo volamena efatra hatao aminy ka ataovy eo amin’ny zorony efatra, koa mason-drojo volamena roa eo amin’ny lafiny iray ary mason-drojo volamena roa eo amin’ny lafiny iray hafa.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 25:12
9 Rohy Ifampitohizana  

Hasianao takela-bolamena izy ao anatiny sy ao ivelany, ary hasianao tanjo-miolaka volamena ny manodidina azy.


Hanao bao hazo akasià ianao ka hasianao takela-bolamena,


Havela hijanona eo amin’ny masom-bolamena ny bao fa tsy hesorina eo.


Hanao masom-bolamena efatra ianao ka hapetrakao amin’ny zoron’ny latabatra efatra ireo masom-bolamena ireo, dia amin’ny tongony efatra.


Petaho takela-bolamena ny hazo fisaka; ataovy volamena ny masom-bola hitoeran’ny barany, ary petaho takela-bolamena ny barany.


Hampidirina eo amin’ny masom-barahina ny bao, eo an-daniny roa amin’ny ôtely, rehefa hoenti-mifindra izy.


Natsofony tamin’ireo masom-bola teo amin’ny lanin’ny fiara ny bao hitondrana azy.


Natsofony tamin’ny masom-bola eo an-daniny roan’ny ôtely ny bao hitondrana azy. Nataony hoboka àty tamin’ny hazo fisaka ny ôtely.


Ary nanao randram-bolamena roa sy masom-bolamena roa izy, ka ny masom-bola roa dia natao tamin’ny tendrony roa amin’ny saron-tratra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra