Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 39:16 - DIEM PROTESTANTA

16 nisy bokom-bolamena roa sy haba volamena roa namboarina ka napetaka teo amin’ny zorony roa ambony amin’ny saron-tratra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Nataony koa ny randram-bolamena roa sy mason-drojo volamena roa; ny mason-drojo dia natao teo amin’ny zorony roa ambony amin’ny saron-tratra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 nisy bokom-bolamena roa sy haba volamena roa namboarina ka napetaka teo amin’ny zorony roa ambony amin’ny saron-tratra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 Ary nanao randram-bolamena roa sy masom-bolamena roa izy, ka ny masom-bola roa dia natao tamin’ny tendrony roa amin’ny saron-tratra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Ary nanao randram-bolamena roa sy vava volamena roa izy; ary ny vava vola dia nataony teo amin’ny zorony roa ambony amin’ny saron-tratra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Ary nanao randram-bolamena roa sy vava volamena roa izy; ary ny vava vola dia nataony teo amin'ny zorony roa ambony amin'ny saron-tratra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Nataony koa ny randram-bolamena roa sy mason-drojo volamena roa; ny mason-drojo dia natao teo amin’ny zorony roa ambony amin’ny saron-tratra.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 39:16
5 Rohy Ifampitohizana  

Haba volamena efatra no hotefena ka haraikitra eo amin’ny zorony efatry ny Vatamasina, dia samy roa an-daniny avy.


Mpivaofy vato no hisokitra ny anarana amin’ireo vato roa ireo; hataony toy ny fisokitra tombokase izany ka hapetaka anaty bokom-bolamena anankiroa.


Rehefa vita ny bokom-bolamena anankiroa,


Rojo volamena madinika roa, miolanolana toy ny tady voarandrana, no natao teo amin’ny saron-tratra;


Nafatotra tsirairay tamin’ireo haba amin’ny saron-tratra ireo ny rojo volamena madinika;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra