Eksodosy 39:17 - Baiboly Katolika17 Natsofoka tamin’ny masom-bola roa ny tady volamena roa teo an-tendron’ny saron-tratra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Ny tady volamena roa dia nataony teo amin’ny mason-drojo roa izay amin’ny zorony roa ambany amin’ny saron-tratra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 Nafatotra tsirairay tamin’ireo haba amin’ny saron-tratra ireo ny rojo volamena madinika; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Nafatotra tsirairay tamin’ireo haba amin’ny saron-tratra ireo ny rojo volamena madinika; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Ary ny tady volamena roa dia nataony teo amin’ny vava vola roa izay amin’ny zorony roa ambany amin’ny saron-tratra. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Ary ny tady volamena roa dia nataony teo amin'ny vava vola roa izay amin'ny zorony roa ambany amin'ny saron-tratra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Ny tady volamena roa dia nataony teo amin’ny mason-drojo roa izay amin’ny zorony roa ambany amin’ny saron-tratra. Jereo ny toko |