Ary tamin’ny ilany iray, - fa samy tamin’ny ilany iray amin’ny vavahadin’ny kianja avy izy, - fefy lamba dimy ambin’ny folo hakiho sy ny andriny telo mbamin’ny faladiany telo.
Eksodosy 38:16 - Baiboly Katolika Rongony madinika mihasina avokoa ny lamba rehetra namefy ny kianja; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nataony tamin’ny lamba rongony fotsy madinika voatenona avokoa ny fefy lamban’ny kianja manodidina. DIEM PROTESTANTA Ny temitra rehetra manodidina ny kianja dia samy vita tamin’ny kiran-drongony mafy avokoa. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny temitra rehetra manodidina ny kianja dia samy vita tamin’ny kiran-drongony mafy avokoa. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nataony rongony fotsy madinika voahasina avokoa ny fefy lamban’ny kianja manodidina. Malagasy Bible Ary nataony rongony fotsy madinika voahasina avokoa ny fefy lamban'ny kianja manodidina. La Bible en Malgache Nataony tamin’ny lamba rongony fotsy madinika voatenona avokoa ny fefy lamban’ny kianja manodidina. |
Ary tamin’ny ilany iray, - fa samy tamin’ny ilany iray amin’ny vavahadin’ny kianja avy izy, - fefy lamba dimy ambin’ny folo hakiho sy ny andriny telo mbamin’ny faladiany telo.
varahina ny faladian’ny andry, volafotsy ny faraingo amin’ny andry sy anjaka itohizany, ary voapetaka takela-bolafotsy ny koronosy amin’ny lohany. Voakambana amin’ny anja-bolafotsy avokoa ny andry amin’ny kianja.