Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 38:15 - Baiboly Katolika

15 Ary tamin’ny ilany iray, - fa samy tamin’ny ilany iray amin’ny vavahadin’ny kianja avy izy, - fefy lamba dimy ambin’ny folo hakiho sy ny andriny telo mbamin’ny faladiany telo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Nisy fefy lamba dimy amby folo hakiho tamin’ny ilany iray koa, telo ny andriny ary telo ny faladiany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Ary nisy fefy lamba dimy ambin’ny folo hakiho tamin’ny ilany iray koa; telo ny tsangantsangany, ary telo ny faladiany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Ary nisy fefy lamba dimy ambin'ny folo hakiho tamin'ny ilany iray koa; telo ny tsangantsangany, ary telo ny faladiany;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 Nisy fefy lamba dimy amby folo hakiho tamin’ny ilany iray koa, telo ny andriny ary telo ny faladiany.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 38:15
2 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’ny ilany iray, fefy lamba dimy ambin’ny folo hakiho, sy ny andry telo mbamin’ny faladiany telo.


Rongony madinika mihasina avokoa ny lamba rehetra namefy ny kianja;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra