Eksodosy 32:21 - Baiboly Katolika
Dia hoy i Môizy tamin’i Aarôna: «Fa nataon’ity vahoaka ity ahoana ianao no dia notsindrianao heloka be vava toy izao izy?»
Jereo ny toko
Dia hoy i Mosesy tamin’i Arona: Inona no nataon’ity firenena ity taminao no nampidiranao heloka lehibe teo aminy?
Jereo ny toko
Ary nanontany an’i Aharôna izy hoe: –Nanao inona anao ity vahoaka ity no dia nentinao amin’izao heloka bevava izao?
Jereo ny toko
Ary nanontany an’i Aharôna izy hoe: –Nanao inona anao ity vahoaka ity no dia nentinao amin’izao heloka bevava izao?
Jereo ny toko
Ary hoy Mosesy tamin’i Arona: Inona no nataon’ity firenena ity taminao, no nitondranao heloka lehibe taminy?
Jereo ny toko
Ary hoy Mosesy tamin'i Arona: Inona no nataon'ity firenena ity taminao, no nitondranao heloka lehibe taminy?
Jereo ny toko
Dia hoy i Mosesy tamin’i Arona: Inona no nataon’ity firenena ity taminao no nampidiranao heloka lehibe teo aminy?
Jereo ny toko