Eksodosy 32:21 - DIEM PROTESTANTA21 Ary nanontany an’i Aharôna izy hoe: –Nanao inona anao ity vahoaka ity no dia nentinao amin’izao heloka bevava izao? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Dia hoy i Mosesy tamin’i Arona: Inona no nataon’ity firenena ity taminao no nampidiranao heloka lehibe teo aminy? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Ary nanontany an’i Aharôna izy hoe: –Nanao inona anao ity vahoaka ity no dia nentinao amin’izao heloka bevava izao? Jereo ny tokoBaiboly Katolika21 Dia hoy i Môizy tamin’i Aarôna: «Fa nataon’ity vahoaka ity ahoana ianao no dia notsindrianao heloka be vava toy izao izy?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Ary hoy Mosesy tamin’i Arona: Inona no nataon’ity firenena ity taminao, no nitondranao heloka lehibe taminy? Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Ary hoy Mosesy tamin'i Arona: Inona no nataon'ity firenena ity taminao, no nitondranao heloka lehibe taminy? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 Dia hoy i Mosesy tamin’i Arona: Inona no nataon’ity firenena ity taminao no nampidiranao heloka lehibe teo aminy? Jereo ny toko |
Ary ankehitriny, aoka ianao, ry mpanjaka tompoko, hihaino izay holazaiko aminao: raha ny TOMPO no manosika anao hanao izany amiko, aoka hampitony Azy ny sorona aterina aminy; fa raha olombelona kosa, dia aoka ho voaozona eo anatrehan’ny TOMPO izy satria efa nandroaka ahy androany tsy hanana anjara amin’ny tany nomen’ny TOMPO ka toy ny manao amiko hoe: «Mandehana manompo andriamani-kafa.»