Eksodosy 31:2 - Baiboly Katolika
«Aoka ho fantatrao fa efa nantsoiko tamin’ny anarany i Beseleela, zanak’i Orì, zanak’i Hora, avy amin’ny fokon’i Jodà.
Jereo ny toko
Indro, efa notononiko anarana i Bezalila, zanak’i Ory, zanak’i Hora, avy amin’ny fokon’i Joda;
Jereo ny toko
–Jereonao fa nofidiko i Betsalela, zanakalahin’i Orỳ sady zafikelin’i Hora, avy amin’ny fokon’i Joda,
Jereo ny toko
–Jereonao fa nofidiko i Betsalela, zanakalahin’i Orỳ sady zafikelin’i Hora, avy amin’ny fokon’i Joda,
Jereo ny toko
Indro, efa notononiko anarana Bezalila, zanak’i Ory, zanak’i Hora, avy amin’ny firenen’i Joda;
Jereo ny toko
Indro, efa notononiko anarana Bezalila, zanak'i Ory, zanak'i Hora, avy amin'ny firenen'i Joda;
Jereo ny toko
Indro, efa notononiko anarana i Bezalila, zanak’i Ory, zanak’i Hora, avy amin’ny fokon’i Joda;
Jereo ny toko