Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Eksodosy 35:30 - Baiboly Katolika

30 Ary hoy i Môizy tamin’ny zanak’i Israely: «Aoka ho fantatrareo fa i Beseleela, zanak’i Orì, zanak’i Hora, amin’ny fokon’i Jodà, no efa nofidin’i Iaveh.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

30 Ary hoy i Mosesy tamin’ny Zanak’Israely: Indro, efa notononin’NY TOMPO anarana i Bezalila, zanak’i Ory, zanak’i Hora, avy amin’ny fokon’i Joda,

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

30 Hoy i Mosesy tamin’ny Israelita: –Jereonareo fa nofidin’ny TOMPO i Betsalela, zanakalahin’i Orỳ sady zafikelin’i Hora, avy amin’ny fokon’i Joda,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

30 Hoy i Mosesy tamin’ny Israelita: –Jereonareo fa nofidin’ny TOMPO i Betsalela, zanakalahin’i Orỳ sady zafikelin’i Hora, avy amin’ny fokon’i Joda,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

30 Ary hoy Mosesy tamin’ny Zanak’Isiraely: Indro, efa notononin’i Jehovah anarana Bezalila, zanak’i Ory, zanak’i Hora, avy amin’ny firenen’i Joda,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

30 Ary hoy Mosesy tamin'ny Zanak'Isiraely: Indro, efa notononin'i Jehovah anarana Bezalila, zanak'i Ory, zanak'i Hora, avy amin'ny firenen'i Joda,

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 35:30
8 Rohy Ifampitohizana  

Nofenoin’ny fanahin’Andriamanitra izy, dia fahendrena amam-pahiratan-tsaina ary fahaizana hanao asa samihafa isan-karazany,


Ny Andriamaniny no nampianatra azy izany fitsipika izany, sy nanoro azy.


Fanahy iray ihany anefa no manao izany rehetra izany, sy mizarazara azy amin’ny isan’olona, araka ny sitrapony.


Maro samihafa ny fanomezana, nefa iray ihany ny Fanahy;


Noho ny fahasoavana nomen’Andriamanitra ahy, dia nanao ny fanorenana toy ny tompo-marika mahay aho, ary ny hafa kosa mandrafitra eo amboniny. Samia anefa mitandrina izay arafiny eo amboniny;


Ny fanomezan-tsoa rehetra sy ny fahasoavana tanteraka rehetra dia avy any ambony, ka midina avy amin’ny Rain’ny fahazavana, izay tsy manam-piovaovana, na aloka avy amin’ny fihodinana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra