«Halainao ny saboran’ny ondralahy, ny hofany, ny safodrorohany, ny saron’atiny, ny voany roa mbamin’ny fonom-boany ary ny sorony havanana, fa ondralahy fanokanana io.
Eksodosy 29:23 - Baiboly Katolika Ao amin’ny sobika misy ny mofo tsy misy lalivay voapetraka eo anatrehan’i Iaveh, dia angalao vonga-mofo iray sy mofo mamy miharo diloilo iray ary mofo mamy manify iray. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ary makà mofo iray, dia mofo iray voaisy diloilo, mofo manify iray izay eo amin’ny harona misy ny mofo tsy misy masirasira, izay eo anatrehan’NY TOMPO; DIEM PROTESTANTA Hakanao mofo boribory iray sy mofomamy misy diloilo iray, ary mofo manify iray avy ao amin’ny harona misy ny mofo tsy misy leviora izay apetraka eo anatrehako Izaho TOMPO. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Hakanao mofo boribory iray sy mofomamy misy diloilo iray, ary mofo manify iray avy ao amin’ny harona misy ny mofo tsy misy leviora izay apetraka eo anatrehako Izaho TOMPO. Baiboly Protestanta Malagasy ary manalà iray amin’ny mofo sy iray amin’ny mofo voaisy diloilo ary iray amin’ny mofo manify izay eo amin’ny harona misy ny mofo tsy misy masirasira, izay eo anatrehan’i Jehovah; Malagasy Bible ary manala iray amin'ny mofo sy iray amin'ny mofo voaisy diloilo ary iray amin'ny mofo manify izay eo amin'ny harona misy ny mofo tsy misy masirasira, izay eo anatrehan'i Jehovah; La Bible en Malgache ary makà mofo iray, dia mofo iray voaisy diloilo, mofo manify iray izay eo amin’ny harona misy ny mofo tsy misy masirasira, izay eo anatrehan’NY TOMPO; |
«Halainao ny saboran’ny ondralahy, ny hofany, ny safodrorohany, ny saron’atiny, ny voany roa mbamin’ny fonom-boany ary ny sorony havanana, fa ondralahy fanokanana io.
Dia hapetrakao eo amin’ny felatanan’i Aarôna sy amin’ny felatanan’ny zanany avokoa ireo zavatra ireo, ka hahevahevanao ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan’i Iaveh.
Ny sobika nisy ny mofo tsy misy lalivay izay napetraka teo anatrehan’i Iaveh, nangalany mofomamy tsy misy lalivay iray, mofomamy misy diloilo iray, ary mofo manify iray, napetrany teo ambonin’ny sabora sy ny fe havanana,