Eksodosy 28:3 - Baiboly Katolika
Ireo olo-mahay rehetra nofenoiko fanahim-pahendrena no hantsoinao, dia izy no hanao ny fanamiana ho an’i Aarôna mba hohamasinina izy hanaovany ny fisoronana amiko.
Jereo ny toko
Koa mitenena amin’izay manan-talenta, izay nofenoiko fanahim-pahendrena, mba hanao ny fitafian’i Arona hanamasinana azy mba hanaovany fisoronana ho Ahy.
Jereo ny toko
Ny torohevitra rehetra dia ambarao amin’ireo mpahay taozavatra izay nofenoiko hakingana, ka ireo no hanao ny fanamiana izay hoentin’i Aharôna amin’ny fanokanana azy ho mpisorona ho Ahy.

Ary mitenena amin’izay hendry fo, izay nofenoiko fanahim-pahendrena, mba hanao ny fitafian’i Arona hanamasinana azy ho mpisorona ho Ahy.
Jereo ny toko
Ary mitenena amin'izay hendry fo, izay nofenoiko fanahim-pahendrena, mba hanao ny fitafian'i Arona hanamasinana azy ho mpisorona ho Ahy.
Jereo ny toko
Koa mitenena amin’izay manan-talenta, izay nofenoiko fanahim-pahendrena, mba hanao ny fitafian’i Arona hanamasinana azy mba hanaovany fisoronana ho Ahy.
Jereo ny toko