Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Eksodosy 27:14 - Baiboly Katolika

ka ny ilan’ny iray hasiana fefy lamba dimy ambin’ny folo hakiho mbamin’ny andry telo misy faladia telo,

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ary hisy fefy lamba dimy amby folo hakiho amin’ny sakany iray; ho telo ny andriny ary ho telo ny faladiany.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

ka eo an-daniny roa amin’ny fidirana dia samy hisy temitra fito metatra sy sasany ny halavany miaraka amin’ny andry telo sy faladiany telo avy.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

ka eo an-daniny roa amin’ny fidirana dia samy hisy temitra fito metatra sy sasany ny halavany miaraka amin’ny andry telo sy faladiany telo avy.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary hisy fefy lamba dimy ambin’ny folo hakiho amin’ny sakany iray; ho telo ny tsangantsangany, ary ho telo ny faladiany.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary hisy fefy lamba dimy ambin'ny folo hakiho amin'ny sakany iray; ho telo ny tsangantsangany, ary ho telo ny faladiany.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ary hisy fefy lamba dimy amby folo hakiho amin’ny sakany iray; ho telo ny andriny ary ho telo ny faladiany.

Jereo ny toko



Eksodosy 27:14
5 Rohy Ifampitohizana  

«Ny fidirana ao amin’ny lay, dia anaovy efitra lamba amin’ny jaky volomparasy sy jaky mangatrakatraka sy lamba mena antitra ary rongony fotsy madinika voahasina, voatenona amin’ny soratra maro samihafa.


Amin’ny lafiny atsinanana eo anoloany dia ho dimampolo hakiho ny sakan’ny kianja;


ny ilany iray koa, fefy lamba dimy ambin’ny folo hakiho mbamin’ny andry telo misy faladia telo.


«Manaova ny kianjan’ny Fonenana. Ny lafiny atsimo, ao ankavanana, ny kianja dia hasianao fefy lamba rongony madinika voahasina hatao zato hakiho ny halavan’ny lafiny.


Tamin’ny ilany iray, fefy lamba dimy ambin’ny folo hakiho, sy ny andry telo mbamin’ny faladiany telo.