Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 27:13 - Baiboly Katolika

13 Amin’ny lafiny atsinanana eo anoloany dia ho dimampolo hakiho ny sakan’ny kianja;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Ho dimampolo hakiho ny sakan’ny kianja eo amin’ny lafiny atsinanana.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

13 Ho 25 metatra koa ny velaran’ny kianja amin’ny lafiny fidirana atsinanana,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Ho 25 metatra koa ny velaran’ny kianja amin’ny lafiny fidirana atsinanana,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Ary ny sakan’ny kianja amin’ny lafiny atsinanana ho dimam-polo hakiho.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Ary ny sakan'ny kianja amin'ny lafiny atsinanana ho dimam-polo hakiho.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

13 Ho dimampolo hakiho ny sakan’ny kianja eo amin’ny lafiny atsinanana.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 27:13
2 Rohy Ifampitohizana  

Ny amin’ny lafiny andrefana dia hatao dimampolo hakiho ny halavan’ny fefy lamba amin’ny sakan’ny kianja, ary folo ny andry, folo ny faladiany.


ka ny ilan’ny iray hasiana fefy lamba dimy ambin’ny folo hakiho mbamin’ny andry telo misy faladia telo,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra