Eksodosy 25:19 - Baiboly Katolika ny kerobima iray hatao amin’ny laniny iray, ary ny kerobima iray hatao amin’ny laniny iray koa; ny kerobima dia hatao tafahoatra ny fanaovam-panavotana amin’ny laniny roa. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny kerobima iray dia ataovy amin’ny sakany iray ary ny kerobima iray kosa dia amin’ny sakany iray: Vongana iray amin’ny rakotra fanaovam-panavotana no hanaovanareo ny kerobima roa, eo amin’ny sakany roa. DIEM PROTESTANTA Hovoasana mitambatra amin’ny saron’ny Vatamasina ireo kerobima roa ireo, eo amin’ny sakany avy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Hovoasana mitambatra amin’ny saron’ny Vatamasina ireo kerobima roa ireo, eo amin’ny sakany avy. Baiboly Protestanta Malagasy Ny kerobima iray ataovy indray mivofy amin’ny sakany anankiray, ary ny kerobima iray kosa amin’ny sakany anankiray: indray mivofy amin’ny rakotra fanaovam-panavotana no hanaovanareo ny kerobima roa, dia amin’ny sakany roa. Malagasy Bible Ny kerobima iray ataovy indray mivofy amin'ny sakany anankiray, ary ny kerobima iray kosa amin'ny sakany anankiray: indray mivofy amin'ny rakotra fanaovam-panavotana no hanaovanareo ny kerobima roa, dia amin'ny sakany roa. La Bible en Malgache Ny kerobima iray dia ataovy amin’ny sakany iray ary ny kerobima iray kosa dia amin’ny sakany iray: Vongana iray amin’ny rakotra fanaovam-panavotana no hanaovanareo ny kerobima roa, eo amin’ny sakany roa. |
Ary hanao kerobima volamena roa ianao hataonao an-tefiny, dia iray avy no ho eo an-daniny roa amin’ny fanaovam-panavotana;
Hatao mivelatra miaraka ny elatry ny kerobima, hanarona ny fanaovam-panavotana amin’ny elany, ary hifanatrika ny tavany, hitodika manatrika ny fanaovam-panavotana, ny tavan’ny kerobima.