Nanome tsiny an’i Abimeleka anefa i Abrahama, fa nisy lavaka fantsakana anankiray nanaovan’ny mpanompony an-keriny.
Eksodosy 2:17 - Baiboly Katolika Kanjo tonga ny lehilahy mpiandry ondry ka nandroaka azy ireo. Fa nitsangana kosa i Môizy niaro azy sy nampisotro rano ny biby fiompiny. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nefa tonga teo kosa ny lehilahy mpiandry ondry sasany ka nandroaka azy ireo. Fa nitsangana i Mosesy namonjy azy dia nampisotro rano ny ondry aman’osiny. DIEM PROTESTANTA Fa tonga ireo lehilahy mpiandry ondry ka nandroaka ireto zazavavy; dia nitsangana i Mosesy ka namonjy ireto zazavavy sady nampisotro ny biby fiompy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa tonga ireo lehilahy mpiandry ondry ka nandroaka ireto zazavavy; dia nitsangana i Mosesy ka namonjy ireto zazavavy sady nampisotro ny biby fiompy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary avy kosa ny lehilahy mpiandry ondry ka nandroaka azy; fa Mosesy nitsangana ka namonjy azy, dia nampisotro rano ny ondry aman-osiny. Malagasy Bible Ary avy kosa ny lehilahy mpiandry ondry ka nandroaka azy; fa Mosesy nitsangana ka namonjy azy, dia nampisotro rano ny ondry aman'osiny. La Bible en Malgache Nefa tonga teo kosa ny lehilahy mpiandry ondry sasany ka nandroaka azy ireo. Fa nitsangana i Mosesy namonjy azy dia nampisotro rano ny ondry aman’osiny. |
Nanome tsiny an’i Abimeleka anefa i Abrahama, fa nisy lavaka fantsakana anankiray nanaovan’ny mpanompony an-keriny.
Vao hitan’i Jakôba i Rasela, zanak’i Labàna, anadahin-dreniny, sy ny ondrin’i Labàna anadahin-dreniny, dia nanatona izy nanakodia ny vato nanarona ny vava lavaka fantsakana sy nampisotro ny ondrin’i Labàna, anadahin-dreniny;
Tao no niangonan’ny biby fiompy rehetra. Akodia aloha ny vato avy eo ambonin’ny vava lavaka fantsakana, ka ampisotroina ny biby fiompy, dia averina amin’ny fitoerany eo am-bava lavaka fantsakana indray ny vato.
Niherikerika nijery izy aloha, ka nony fantany fa tsy nisy olona teny, dia novonoiny ilay Ejiptianina ka nafeniny tao anaty fasika.