Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 2:17 - DIEM PROTESTANTA

17 Fa tonga ireo lehilahy mpiandry ondry ka nandroaka ireto zazavavy; dia nitsangana i Mosesy ka namonjy ireto zazavavy sady nampisotro ny biby fiompy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Nefa tonga teo kosa ny lehilahy mpiandry ondry sasany ka nandroaka azy ireo. Fa nitsangana i Mosesy namonjy azy dia nampisotro rano ny ondry aman’osiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Fa tonga ireo lehilahy mpiandry ondry ka nandroaka ireto zazavavy; dia nitsangana i Mosesy ka namonjy ireto zazavavy sady nampisotro ny biby fiompy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

17 Kanjo tonga ny lehilahy mpiandry ondry ka nandroaka azy ireo. Fa nitsangana kosa i Môizy niaro azy sy nampisotro rano ny biby fiompiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 Ary avy kosa ny lehilahy mpiandry ondry ka nandroaka azy; fa Mosesy nitsangana ka namonjy azy, dia nampisotro rano ny ondry aman-osiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 Ary avy kosa ny lehilahy mpiandry ondry ka nandroaka azy; fa Mosesy nitsangana ka namonjy azy, dia nampisotro rano ny ondry aman'osiny.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

17 Nefa tonga teo kosa ny lehilahy mpiandry ondry sasany ka nandroaka azy ireo. Fa nitsangana i Mosesy namonjy azy dia nampisotro rano ny ondry aman’osiny.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 2:17
5 Rohy Ifampitohizana  

Ary nitarainan’i Abrahama i Abimelèka noho ilay lavaka fantsakana nalain’ireo mpanompon’i Abimelèka an-keriny.


Ary rehefa nahita an’i Rahely zanakavavin’i Labàna anadahin-dreniny sy ireo ondry aman’osiny i Jakôba, dia nanatona nanaisotra ny vato teo amin’ny vava fantsakana, ka nampisotro ireo ondry aman’osin’ny anadahin-dreniny.


Rehefa tafangona avokoa ireo andiany rehetra, dia esorina ny vato amin’ny vava fantsakana ary ampisotroina ny andian’ondry aman’osy; aorian’izany, dia averina ho amin’ny toerany eo amin’ny vava fantsakana ilay vato.


Nijerijery manodidina i Mosesy ka hitany fa tsy nisy olona; dia novonoiny ho faty ilay Ejiptianina ary nasitriny tao anaty fasika.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra