Ary hoy i Môizy: «Hano anio izay, fa andro sabata fankalazana an’i Iaveh, ka anio ianareo tsy hahita eny an-tsaha.
Eksodosy 16:26 - Baiboly Katolika Amin’ny andro enina no hakanareo izany, fa amin’ny andro fahafito izay sabata dia tsy hisy». Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Henemana no hanangonanareo azy; fa Sabata ny andro fahafito ka tsy hisy amin’io andro io. DIEM PROTESTANTA Andro enina no ahazoanareo manangona sakafo; fa amin’ny andro fahafito, andro sabata, dia tsy hisy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Andro enina no ahazoanareo manangona sakafo; fa amin’ny andro fahafito, andro sabata, dia tsy hisy. Baiboly Protestanta Malagasy Henemana no hanangonanareo azy; fa Sabata ny andro fahafito, ka dia tsy hisy amin’izany. Malagasy Bible Henemana no hanangonanareo azy; fa Sabata ny andro fahafito, ka dia tsy hisy amin'izany. La Bible en Malgache Henemana no hanangonanareo azy; fa Sabata ny andro fahafito ka tsy hisy amin’io andro io. |
Ary hoy i Môizy: «Hano anio izay, fa andro sabata fankalazana an’i Iaveh, ka anio ianareo tsy hahita eny an-tsaha.
Tamin’ny andro fahafito nivoaka haka ihany ny sasany tamin’ny vahoaka saingy tsy nahita.
Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Hikatona ny alo-baravarana amin’ny kianja anatiny mitodika miantsinanana, amin’ny andro enina azo iasana; fa hivoha kosa izy amin’ny andro sabata; hivoha koa izy amin’ny andro voalohan’ny volana.
Fa sosotra ny lehiben’ny sinagoga noho i Jesoa nanasitrana tamin’ny andro sabata, ka niloa-bava tamin’ny vahoaka nanao hoe: «Henemana no andro azo iasana ka tongava hositranina amin’ireo ianareo, fa aza amin’ny andro sabata.»