Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 14:9 - Baiboly Katolika

Ary ianao, ry mpanjaka, rehefa fantatrao izany rehetra izany izao, ataovy izay hamonjena ity taninay amam-pirenenany tra-pahoriana; araka ny hamoram-po izay mahatonga anao ho mora mifankahazo amin’ny olona rehetra.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ianao, ry andriamanjaka, no aoka hamotopototra tsara isanisany avy ny amin’izany toe-javatra izany sy hanao izay hikarakarana ny taninay amam-pirenenay tra-pahoriana; hihatra aminay anie ny fangorahana sy fahalalahan-tanana asehonao amin’ny olona rehetra!

Jereo ny toko



2Makabeo 14:9
0 Rohy Ifampitohizana