2Makabeo 14:8 - Baiboly Katolika ary velom-paniriana marina hanohana ny hajan’ny mpanjaka aho aloha; manaraka izany, mikendry izay mba hiadanan’ny iray tanindrazana amiko aho; fa loza loatra no manjò ny firenena manontolo, azon’ny hasahian’ireo olona ireo loatra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Voalohany asesiky ny fiahiana marina ny tombontsoan’ny mpanjaka aho; ary, manaraka izany, kendreko ihany koa ny hanasoavana ireo mpiray firenena amiko, satria loza loatra no manjo ny firenenay manontolo, amin’ny hasahiana afitsok’ireo olona voalazako teo ireo. |