Ka noho izany, rehefa voaongana tamin’ny voninahitro lovako amin’ny razako aho, izany hoe, tamin’ny fiandrianan’ny mpisorona lehibe, dia tonga teto,
Ireo no nahavoaongana ahy tamin’ny voninahitra lovam-paharazana noraisiko, dia ny maha mpisorombe; koa izany nahatongavako eto.