Ka hoy ny navaliny: «Ireo Jody atao hoe Asideanina, tarik’i Makabeo, no mpamelona ady amam-pikomiana, ary tsy zakany raha mandry feizay ny fanjakana.
Ireo Jiosy atao hoe Hasidianina, izay tarihin’i Joda Makabeo, dia mpikotrika ady amam-pikomiana ary tsy mamela ny fanjakana handry feizay.