Nahita fotoana azon’ny haratsiam-panahiny hararaotiny anefa izy, dia tamin’ny niantsoan’ny mpanjaka azy ho ao amin’ny fivorian’ny mpanolo-tsaina sy nanontaniany azy ny amin’ny toetra aman-kevitry ny Jody.
Kanefa hitan’i Alkima ny fotoana mety hampiharany ny teti-pahadalàny, fony izy nantsoin’ny mpanjaka hiatrika ny fivorian’ny mpanolotsaina azy sy nanontaniany momba ny fihetsika amam-pikasan’ny Jiosy» Ka hoy i Alkima namaly azy: