Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 14:44 - Baiboly Katolika

Nisava niaraka tamin’izay izy rehetra, ka nisy fitoerana nanjary foana teo, dia teo afovoan’io izy no nianjera.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nisava niaraka tamin’izay ny olona rehetra, ka nisy faritra babangoana teo, dia teo afovoan’io no nianjeran’i Razisa.

Jereo ny toko



2Makabeo 14:44
0 Rohy Ifampitohizana