Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 14:43 - Baiboly Katolika

Nikorapaka loatra anefa izy, ka tsy voa tamin’ny faritra mety hahafaty ny tenany; nony nahita ity vahoaka nibosesika teo amin’ny varavarana izy, nihazakazaka tamin-kerim-po nankany an-tampon’ny manda, dia nivarina an-kasahiana teo amin’ny vahoaka.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nikoropaka loatra kosa i Razisa teo anoloan’ny loza, ka tsy voakendry tsara mba hahafaty azy ilay trabaky ny sabatra. Nony nahita ireto miaramila nibosesika teo amin’ny varavarana izy, dia nihazakazaka tamin-kerimpo nankany an-tampon’ny manda, ary nivarina an-kasahiana teo amin’ny vahoaka.

Jereo ny toko



2Makabeo 14:43
0 Rohy Ifampitohizana