Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 14:4 - Baiboly Katolika

ka tonga nihaona tamin’ny mpanjaka Demetriosa izy, tamin’ny taona faha-150, nanolotra izao ho azy: satrok’andriana volamena iray mbamin’ny sampan-drofia iray ary koa sampan’ôliva vitsivitsy, araka ny fanatitra fanao amin’ny tempoly; ary tsy nanao afa-tsy izany izy aloha, tamin’io andro io.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Izany no nankanesany teo amin’i Demetry mpanjaka, tamin’ny taona faha-151, sy nanolorany azy ireto fanomezana ireto, fehiloha volamena anankiray sy sampan-drofia anankiray ary koa sampan’ôliva vitsivitsy fanatitra ao an-tempoly; saingy tsy nolazainy ny antom-pahatongavany tamin’io andro io.

Jereo ny toko



2Makabeo 14:4
0 Rohy Ifampitohizana