2Makabeo 14:38 - Baiboly Katolika Fa tamin’ny andro tany aloha, izay tsy maintsy ho nihatahana tsy hifankazahoana akory amin’ny mpanompo sampy, dia nahatarika fiampangana azy ho manaraka ny fivavahan’ny Jody ary tamim-paharetana tsy azo nohozongozonina no nanaovany vy very ny tenany aman’ainy ho an’ny fivavahan’ny Jody. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Teo amin’ny fiandohan’ny fikomiana no efa niampangana azy hoe mpifikitra amin’ny fivavahana jiosy; ary tamim-paharetana tsy azo nohozongozonina no nanaovany vy very ny tenany aman’ainy ho fitandroana izany fivavahana jiosy izany. |