Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 14:36 - Baiboly Katolika

Koa ankehitriny, ry Tompo masina amin’ny fahamasinana rehetra, arovy tsy ho voan’ny loto na inona na inona ity fonenana vao avy nodiovina ity.»

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Tompo ô, marina tsy taka-pesimpesenina Ianao, ary vao natao fanadiovana ity fonenanao ity; koa ankehitriny mba arovy hatrany izy tsy ho voaloton’inoninona intsony!»

Jereo ny toko



2Makabeo 14:36
0 Rohy Ifampitohizana