Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 14:34 - Baiboly Katolika

Avy niteny izany izy, dia lasa. Ny mpisorona kosa tetsy an-daniny nanangan-tanana niandrandra ny lanitra, niantso ilay niady ho an’ny firenentsika izay ela izay, nanao hoe:

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Avy niteny izany i Nikanôra, dia lasa. Ny mpisorona kosa nanandra-tanana tamin’Andriamanitra sy niantso Ilay niaro ny firenentsika hatrizay ka nanao hoe:

Jereo ny toko



2Makabeo 14:34
0 Rohy Ifampitohizana