sady nianiana nanao hoe: «Raha tsy atolotrareo ahy migadra i Jodasy, ity fitoerana masin’Andriamanitra ity hofongorako hitovy amin’ny tany, ny ôtely horavako, ary tempoly kanto ho an’i Bakosa no hatsangako eto.»
sady nianiana nanao hoe: –Raha tsy atolotrareo ahy migadra i Joda, dia harodako hatrany am-potony ity tempolin’Andriamanitra ity, horavako ny alitara; ary tempoly kanto ho an’i Diônisy kosa no hatsangako eto.