2Makabeo 14:31 - Baiboly Katolika Vao hitan’i Nikanôra fa voasingotry ny herim-pikasan’i Jodasy izy, dia nankao amin’ny Tempoly mendrika hohajaina sy masina izy, raha nanatrika ilay sorona fanao iny ireo mpisorona, ka nandidy azy ireo hanolotra izany lehilahy izany aminy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Vao hitan’i Nikanôra fa voasingotr’i Joda Makabeo izy, dia nankao amin’ilay tempoly manan-kaja sy masina indrindra, raha ilay nanolotra ny sorona fanao iny ireo mpisorona. Nandidy azy ny governora hanolotra an’i Joda aminy. |