Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 14:30 - Baiboly Katolika

I Makabeo kosa tetsy an-daniny nahita fa niolonolona taminy i Nikanôra ary nihanangatsiaka ny fifankahazoany taminy andavanandro; dia nahalala fa tsy fambara tsara velively izany fangatsiaham-po izany, ka namory ny maro tamin’izay momba azy izy dia nihataka tamin’i Nikanôra.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

I Joda Makabeo kosa tetsy an-daniny nahita fa niolonolona taminy bebe kokoa i Nikanôra ary nihamangatsiaka ny fandraisany azy andavanandro; dia nahatsapa izy fa tsy fambara tsara velively izany fangatsiaham-po izany. Ka novorîn’i Joda ny maro tamin’ireo namany ary nihataka niafina tamin’i Nikanôra izy.

Jereo ny toko



2Makabeo 14:30
0 Rohy Ifampitohizana