2Makabeo 14:3 - Baiboly Katolika Nisy anankiray izay atao hoe Alsima izay efa tonga mpisorona lehibe teo aloha, saingy nandoto tena an-tsitrapo, tamin’ny andron’ny fikorontanana, ka nahalala fa tsy misy azony anantenana famonjena intsony sy tsy misy azony anatonana ny ôtely masina intsony, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nisy olona anankiray atao hoe Alkima izay efa mpisorombe teo aloha, saingy nandoto tena an-tsitrapo noho izy nanaraka ny fomba grika, tamin’ny andro fikomian’ny Jiosy. Fantatr’i Alkima fa tsy misy azony anantenana vahaolana intsony ny amin’ny tenany ary tsy misy azony anatonana ny alitara masina intsony. |