Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 14:28 - Baiboly Katolika

Nivarahontsaka foana i Nikanôra no nandray izany taratasy izany; mafy aminy loatra ny hamadika ny fanekena efa raikitra, sady tsy nanao ny tsy marina na dia kely aza i Jodasy.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nivarahontsana i Nikanôra teo am-pandraisana izany taratasy izany; mafy aminy loatra ny hamadika ny fifanekena efa raikitra, sady tsy nisy zavatra tsy an-drariny nataon’i Joda.

Jereo ny toko



2Makabeo 14:28
0 Rohy Ifampitohizana