2Makabeo 14:26 - Baiboly Katolika Nahita ity fisakaizana nanjaka tamin’izy ireo i Alsima, ka nokôpiaziny ny fanekena natao, dia lasa izy nankany amin’i Demetriosa nilaza taminy fa manao hevitra mifanohitra amin’izay hanasoa ny fanjakana i Nikanôra, satria i Jodasy fahavalon’ny fanjakana indray no notendreny hisolo azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Hitan’i Alkîma ity fisakaizana nifandraisan’i Nikanôra sy i Joda; ka nitady kôpian’ny fifanekena nataon’izy roa lahy i Alkîma, dia lasa nankany amin’i Demetry. Nilazany ny mpanjaka fa manao hevitra mifanohitra amin’ny tombontsoam-panjakana i Nikanôra, satria i Joda fahavalon’ny fanjakana indray no efa voatendriny hisolo azy. |