Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 14:25 - Baiboly Katolika25 Notarihiny hanam-bady izy mba hiteraka; dia nanambady tokoa i Jodasy ka nivelona tamim-piadanana sy niarana tamin’ny fiainana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 Nampirisihiny hanam-bady i Joda Makabeo mba hiteraka; dia nanam-bady tokoa izy, ka nivelona tamim-piadanana ary nandray anjara tamin’ny fiainana. Jereo ny toko |