Nifankahazo toy ny sakaiza fatratra tamin’i Jodasy izy ary voasintona hiraiki-po aminy mihitsy aza.
Nataon’i Nikanôra teo anilany hatrany i Joda, satria niraiketan’ny fony tokoa izy.