Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 14:22 - Baiboly Katolika

Nisy miaramila mitam-piadiana anefa, napetrak’i Jodasy tao amin’ny fitoerana tsara rahateo, fandrao misy famadihana tampoka avy amin’ny fahavalo. Tsara resaka izy ireo.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Miaramila mitam-piadiana no napetrak’i Joda tao amin’ny toerana sahaza, ka vonona hirotsaka an-tsehatra ireo raha sendra misy fivadihana tampoka avy amin’ny fahavalo. Kanefa nirindra tsara ny resaky ny roa tonta.

Jereo ny toko



2Makabeo 14:22
0 Rohy Ifampitohizana