Nisy andro anankiray notendrena hihaonan’izy roa lahy samy lohany mitokana, dia nankao i Jodasy ary sezam-boninahitra no napetraka ho azy ireo.
Nisy àry andro anankiray naraikitra hanaovan’izy roa lahy filohan-tafika fihaonana manokana. Kalesy anankiray no samy nandroso avy amin’ny toby an-daniny sy an-kilany, ary nasiana sezam-boninahitra teo ho azy roa lahy.