Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 14:20 - Baiboly Katolika

Nony ela no nandinihan’ny jeneraly ny fanekena naposaka dia nambarany tamin’ny tafika rehetra, ka rehefa niharihary fa miray hevitra avokoa izy rehetra no vao nekena ny hifampiraharahana.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Rehefa nandinika lalina ny soso-kevitra naroso i Joda, dia nanambara izany tamin’ny tafiny; ka nony niharihary fa niray hevitra izy rehetra vao nekena ny hifampiraharahana.

Jereo ny toko



2Makabeo 14:20
0 Rohy Ifampitohizana