Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 14:18 - Baiboly Katolika

I Nikanôra anefa nandre ny herim-pon’i Jodasy sy ny namany mbamin’ny fahasahiana niadian’izy ireo ho an’ny tanindrazany, ka natahotra ny hanankina ny raharaha amin’ny fitsarana amin’ny ady.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

I Nikanôra kosa nahatsapa ny herimpon’i Joda sy ny namany mbamin’ny zotompo niadiany ho an’ny tanindrazany, ka niahotra handamina ny olana amin’ny alalan’ny fifamelezana.

Jereo ny toko



2Makabeo 14:18
0 Rohy Ifampitohizana