Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 14:16 - Baiboly Katolika

Vao nobaikoin’ny lehibeny izy dia niainga niaraka tamin’izay, ka nandraikitra ady tamin’ny fahavalo tao am-bohitr’i Desao.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Vao nibaiko ny Jiosy i Joda lehibeny, dia niainga niaraka tamin’izay ireo ka nandraikitra ady tamin’ny fahavalo tao amin’ny tanàna kely atao hoe Hadasà.

Jereo ny toko



2Makabeo 14:16
0 Rohy Ifampitohizana