Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 14:15 - Baiboly Katolika

Nony ren’ny Jody ny hiavian’i Nikanôra sy hamelezan’ny Jentily dia nihosim-bovoka izy, sy nivavaka tamin’Ilay nanorina ny vahoakany ho mandrakizay sy niaro tsy tapaka ny lovany, tamin’ny famantarana miharihary.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nony nandre ny fiavian’i Nikanôra sy ny firohotan’ireo mpanompo sampy tao Jodea niandany taminy koa ny Jiosy, dia nanosim-bovoka ny lohany izy, ary nivavaka tamin’ilay Andriamanitra nanorim-ponenana azy ho mandrakizay satria vahoakany sady anjara fananany ary niaro azy tsy tapaka tamin’ny famantarana miharihary.

Jereo ny toko



2Makabeo 14:15
0 Rohy Ifampitohizana