Nony afaka telo taona, ren’i Jodasa sy ny namany fa hoe: niondrana avy ao amin’ny fitodian-tsambon’i Tripolìi Demetriosa zanak’i Seleokosa, nitondra miaramila maro sy andian-tsambo,
Telo taona taorian’izany no nandrenesan’i Joda Makabeo sy ny namany fa tafiditra ao amin’ny seranan’i Tripôly i Demetry zanakalahin’i Seleokôsa ka nitondra tafika matanjaka sy andian-tsambo.