Dia nandroso ny mpanjaka; feno hevitra barbarianina ny sainy, vonon-kamely mafy ny Jody mihoatra noho ny nataon-drainy izy.
Niroso hatrany ny dian’i Antiôkosa mpanjaka; feno hevitra barbarianina ny sainy ka nivonon-kamely mafy ny Jiosy izy mihoatra noho ny nataon-drainy.